Vita androany ny fety faha 100 taona ny sekoly Imakole Antsirabe

Nankalazaina androany ny fetin’i Masina Maria Tsy azon’ny fahotana tamin’ny fototra izay nifantoka tamin’ny famaranana ny faha 100 taona sekoly Imakole. Lamesa notarihin’i Mompera Jeannot Martial Administrateur Diocésain tao amin’ny Katedraly Lasalety no nanamarika izany. Nanotrona ny frera marista sy ireo mpianatra ary mpanabe ao amin’ny sekoly ny kristianina avy amin’ny fanjakana sy sekoly hafa notarihin’ny Mpitantana ny Didec. Ny fanabeazana marista miompana amin’ny fiainam-baovao.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *